Sokajy / Code
5 tutoriel
HTML, CSS, Python, Git ary fitaovana no-code: manomboka amin’ny pejy voalohany ka hatramin’ny fitaovana mpamorona. Rehefa vita, azonao atao ny manangana site tsotra, mamaky kaody, ary manohy lalana developer na freelance.
Torohevitra
Misafidy andiany iray.
Jereo ny vidéo araka ny filanao — tsy voatery manaraka laharana.
6 andiany azo jerena